<-
->

Eks 30:12 When thou takest the sum of the children of Israel after their number, then shall they give every man a ransom for his soul unto the Lord, when thou numberest them; that there be no plague among them, when thou numberest them. Raha maka ny isan' ny Zanak' Isiraely araka ny fandaminana azy ianao, dia samy handoa avotry ny ainy avy ho an' i Jehovah ny isan-olona, raha alamina izy, mba tsy hisy areti-mandringana hanjo azy, raha alamina izy. Raha avy izay hanisanao ny zanak' Israely mba hahitana ny isany, dia samy hanome avotr' aina ho an' ny Tompo izy tsirairay avy rahefa hatao ny fanisana azy, mba tsy hisy loza manjo azy, amin' ny fanisana azy. " Quand tu dénombreras les Israélites par le recensement, chacun d' eux donnera à Yahvé la rançon de sa vie pour qu' aucun fléau n'éclate parmi eux à l' occasion du recensement.