<-
->

Eks 28:40 And for Aaron' s sons thou shalt make coats, and thou shalt make for them girdles, and bonnets shalt thou make for them, for glory and for beauty. Ary manaova akanjo lava ho an' ny zanak' i Arona, ary manaova fehin-kibo ho azy; ary manaova satroka boribory ho azy ho voninahitra sy ho fahatsaran-tarehy. Ny an' ny zanak' i Aarona dia toniky no ataovy ho azy ireo, ary anaovy fehin-kibo sy mitra koa izy, ho mariky ny fiamboniany sy ho fihaingoany. " Pour les fils d' Aaron, tu feras des tuniques et des ceintures. Tu leur feras aussi des calottes qui leur feront une glorieuse parure.