<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 28:30 | And thou shalt put in the breastplate of judgment the |
Ary ataovy eo amin' ny saron-tratra fitsarana ny Orima sy Tomima; ary hanolotra ny fon' i Arona izany, raha miditra eo anatrehan' i Jehovah izy; ka dia ho entin' i Arona manolotra ny fony mandrakariva eo anatrehan' i Jehovah ny fitsarana ny Zanak' Isiraely. | Ataovy mikambana amin' ny saron-tratra fitsarana koa ny Orima sy ny Tomima, ka hanolotra ny fon' i Aarona, rahefa miseho eo anatrehan' ny Tompo izy, ka amin' izany dia hoentin' i Aarona mandrakariva manolotra ny fony eo anatrehan' ny Tompo ny fitsarana ny zanak' Israely. | Tu joindras au pectoral du jugement le |