<-
->

Eks 28:1 And take thou unto thee Aaron thy brother, and his sons with him, from among the children of Israel, that he may minister unto me in the priest' s office, even Aaron, Nadab and Abihu, Eleazar and Ithamar, Aaron' s sons. Ary asaovy manatona anao Arona rahalahinao mbamin' ny zanany, avy amin' ny Zanak' Isiraely, mba ho mpisorona ho Ahy izy, dia Arona mbamin' i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara, zanak' i Arona. Asaovy manatona anao Aarona rahalahinao, mbamin' ny zanany, ao amin' ny zanak' Israely, mba ho mpisorona amin' ny fanompoana ahy, dia Aarona, Nadaba, Abiò, Eleazara, ary Hamora, zanak' i Aarona. " Quant à toi, fais approcher de toi Aaron ton frère et ses fils, d' entre les Israélites, pour qu' il exerce mon sacerdoce : Aaron, Nadab et Abihu, Éléazar et Itamar, fils d' Aaron.