<-
->

Eks 2:23 And it came to pass in process of time, that the king of Egypt died: and the children of Israel sighed by reason of the bondage, and they cried, and their cry came up unto God by reason of the bondage. Ary tao anatin' izany andro maro izany dia maty ny mpanjakan' i Egypta; ary ny Zanak' Isiraely nisento noho ny fanompoany ka nitaraina; ary niakatra tany amin' Andriamanitra ny fitarainany noho ny fanompoany. Maty tanatin' izany andro maro izany ilay mpanjakan' i Ejipta. Ny zanak' Israely mbola niferinaina tamin' ny fanandevozana, ka velon-taraina mafy, ka tafasondrotra hatrany amin' Andriamanitra ny fitarainany noho ny fanandevozana. Au cours de cette longue période, le roi d'Égypte mourut. Les Israélites, gémissant de leur servitude, crièrent, et leur appel à l' aide monta vers Dieu, du fond de leur servitude.