<-
->

Eks 19:8 And all the people answered together, and said, All that the Lord hath spoken we will do. And Moses returned the words of the people unto the Lord. Dia namaly indray miredona ny olona rehetra ka nanao hoe: Izay teny rehetra nolazain' i Jehovah dia hataonay. Ary dia nentin' i Mosesy tao amin' i Jehovah kosa ny tenin' ny olona. Ka indray namaly ny vahoaka rehetra nanao hoe: Hataonay avokoa izay rehetra voalazan' ny Tompo. Dia lasa Moizy nitondra ny tenin' ny vahoaka tany amin' ny Tompo, et le peuple entier, d' un commun accord, répondit : " Tout ce que Yahvé a dit, nous le ferons. " Moïse rapporta à Yahvé les paroles du peuple.