<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 18:1 | When |
Ary efa ren' i Jetro, mpisorona tao Midiana, rafozan' i Mosesy, izay rehetra nataon' Andriamanitra ho an' i Mosesy sy ny Isiraely olony, dia ny nitondran' i Jehovah ny Isiraely nivoaka avy tany Egypta. | Ren' i Jetrao, mpisorona ao Madiana, rafozan' i Moizy, ny soa rehetra nataon' Andriamanitra tamin' i Moizy sy Israely vahoakany, ny namoahan' ny Tompo an' Israely tany Ejipta. |