<-
->

Eks 14:31 And Israel saw that great work which the Lord did upon the Egyptians: and the people feared the Lord, and believed the Lord, and his servant Moses. Ary rehefa hitan' ny Isiraely ny asa lehibe izay nataon' ny tànan' i Jehovah tamin' ny Egyptiana, dia natahotra an' i Jehovah ny olona ka nino an' i Jehovah sy Mosesy mpanompony. Hitan' Israely ny tànana maherin' ny Tompo nasehony tamin' ny namelezany ny Ejipsiana, ka natahotra an' ny Tompo ny vahoaka, ary nino an' ny Tompo sy Moizy mpanompony. Israël vit la prouesse accomplie par Yahvé contre les Égyptiens. Le peuple craignit Yahvé, il crut en Yahvé et en Moïse son serviteur.