<-
->

Eks 14:30 Thus the Lord saved Israel that day out of the hand of the Egyptians; and Israel saw the Egyptians dead upon the sea shore. Izany no namonjen' i Jehovah ny Isiraely tamin' izany andro izany mba tsy ho azon' ny Egyptiana; ary hitan' ny Isiraely teny amoron' ny ranomasina ny fatin' ny Egyptiana. Koa novonjen' ny Tompo ho afaka tamin' ny tànan' ny Ejipsiana Israely tamin' izany andro izany, ary Israely nahita ny fatin' ny Ejipsiana teny amoron-dranomasina. Ce jour-là, Yahvé sauva Israël des mains des Égyptiens, et Israël vit les Égyptiens morts au bord de la mer.