<-
->

Eks 14:19 And the angel of God, which went before the camp of Israel, removed and went behind them; and the pillar of the cloud went from before their face, and stood behind them: Ary Ilay Anjelin' Andriamanitra, Izay nandeha teo alohan' ny tobin' ny Isiraely, dia nifindra ka nankeo aoriany; ary ny andri-rahona nifindra niala teo alohany dia nijanona teo aoriany Dia nifindra nankeo aoriana ilay anjelin' Andriamanitra nandeha teo alohan' ny tobin' Israely, ary niala nankeo aoriana koa ny andry rahona izay nialoha azy. L' Ange de Dieu qui marchait en avant du camp d' Israël se déplaça et marcha derrière eux, et la colonne de nuée se déplaça de devant eux et se tint derrière eux.