<-
->

Eks 14:13 And Moses said unto the people, Fear ye not, stand still, and see the salvation of the Lord, which he will shew to you to day: for the Egyptians whom ye have seen to day, ye shall see them again no more for ever. Ary hoy Mosesy tamin' ny olona: Aza matahotra ianareo, mijanòna, fa ho hitanareo ny famonjen' i Jehovah, izay hataony ho anareo anio; fa ny Egyptiana, izay hitanareo anio, dia tsy ho hitanareo intsony mandrakizay. Fa hoy kosa Moizy tamin' ny vahoaka: Aza matahotra fa mipetraha tsara eo ka zahao ny famonjena hataon' ny Tompo aminareo anio; fa ireo Ejipsiana hitanareo anio ireo tsy ho hitanareo intsony mandrakizay. Moïse dit au peuple : " Ne craignez pas !Tenez ferme et vous verrez ce que Yahvé va faire pour vous sauver aujourd' hui, car les Égyptiens que vous voyez aujourd' hui, vous ne les reverrez plus jamais;