<-
->

Eks 13:19 And Moses took the bones of Joseph with him: for he had straitly sworn the children of Israel, saying, God will surely visit you; and ye shall carry up my bones away hence with you. Ary nentin' i Mosesy niaraka taminy ny taolan' i Josefa, satria Josefa efa nampianiana dia nampianiana ny Zanak' Isiraely ka nanao hoe: Hamangy anareo tokoa Andriamanitra, dia hitondra ny taolako hiala atý miaraka aminareo ianareo. Ary nentin' i Moizy niaraka taminy ny taolam-balon' i Josefa, araka ny nampianianan' i Josefa ny zanak' Israely hoe: Hovangian' Andriamanitra hianareo, ka ento lavitra miaraka aminareo hiala aty ny taolam-baloko. Moïse emporta les ossements de Joseph avec lui, car celui-ci avait adjuré les Israélites en disant : " Oui, Dieu vous visitera, et alors vous emporterez d' ici mes ossements avec vous. "