<-
->

Eks 12:36 And the Lord gave the people favour in the sight of the Egyptians, so that they lent unto them such things as they required. And they spoiled the Egyptians. Ary nataon' i Jehovah nahita fitia teo imason' ny Egyptiana ny olona, ka nomen' ireo azy izay nangatahiny, ka dia nofoanany ny Egyptiana. Dia nataon' ny Tompo nahita fitia teo imason' ny Ejipsiana ny vahoaka, ka nahazo izay nangatahiny. Nanongaka babo tamin' ny Ejipsiana izy ireo. Yahvé fit que le peuple trouvât grâce aux yeux des Égyptiens qui les leur prêtèrent. Ils dépouillèrent ainsi les Égyptiens.