<-
->

Eks 12:12 For I will pass through the land of Egypt this night, and will smite all the firstborn in the land of Egypt, both man and beast; and against all the gods of Egypt I will execute judgment: I am the Lord. Fa handeha hamaky ny tany Egypta amin' izany alina izany Aho ka hamono ny matoa rehetra amin' ny tany Egypta hatramin' ny olona ka hatramin' ny biby fiompy; ary ny andriamanitry ny Egyptiana dia hotsaraiko avokoa: Izaho no Jehovah. Handalo mamaky ny tany Ejipta aho amin' io alina io, ka ny lahimatoa rehetra amin' ny tany Ejipta hovonoiko, hatramin' ny olona ka hatramin' ny biby, ary hisy fitsarana hoefaiko momba ny andriamanitr' i Ejipta rehetra: fa izaho no Iaveh. Cette nuit-là je parcourrai l'Égypte et je frapperai tous les premiers-nés dans le pays d'Égypte, tant hommes que bêtes, et de tous les dieux d'Égypte, je ferai justice, moi Yahvé.