<-
->

Eks 1:21 And it came to pass, because the midwives feared God, that he made them houses. Ary tamin' izany, satria natahotra an' Andriamanitra ny mpampivelona dia nomen' Andriamanitra zanaka izy. Nambinin' Andriamanitra ny fianakavian' ny mpampivelona noho ny fahatahorany an' Andriamanitra. Comme les accoucheuses avaient craint Dieu, il leur accorda une postérité.