<-
->

Jdt 15:2 Tsy nifampiteny indraim-bava akory izy ireo, fa samy niondri-doha sy namela teo ny zavatra rehetra fa dodona hitsoaka tsy ho tratry ny Hebrio, izay reny tamy mitam-piadiana hamely azy, ka dia vaky nandositra namakivaky ny saha izy sy namonjy ny sakeli-dàlana amin' ny tendrombohitra. Pris de crainte et de tremblement ils ne purent rester deux ensemble : ce fut la débandade. Chacun s' enfuit par les sentiers de la plaine ou de la montagne.