<-
->

Neh / Ne 7:7 Who came with Zerubbabel, Jeshua, Nehemiah, Azariah, Raamiah, Nahamani, Mordecai, Bilshan, Mispereth, Bigvai, Nehum, Baanah. The number, I say, of the men of the people of Israel was this; dia ny olona izay niaraka tamin' i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana: Ary ny isan' ny lehilahy tamin' ny Isiraely dia izao: dia ireo niara-niverina tamin' i Zorobabela, Josoe, Nehemia, Azariasa, Raamiasa, Nahamanì, Mardokea, Belsana, Mesfarata, Begoai, Nahoma, Baana. Izao no isan' ny lehilahy tamin' ny vahoakan' Israely: Ils arrivèrent avec Zorobabel, Josué, Néhémie, Azarya, Raamya, Nahamani, Mordokaï, Bilshân, Mispérèt, Bigvaï, Nehum, Baana. Nombre des hommes du peuple d' Israël