<-
->

Neh / Ne 10:39 For the children of Israel and the children of Levi shall bring the offering of the corn, of the new wine, and the oil, unto the chambers, where are the vessels of the sanctuary, and the priests that minister, and the porters, and the singers: and we will not forsake the house of our God. Ary hisy mpisorona anankiray, taranak' i Arona, hiaraka amin' ny Levita, raha mandray ny fahafolon-karena izy; ary ny ampahafolon' ny fahafolon-karena dia ho entin' ny Levita miakatra ho ao an-tranon' Andriamanitsika, ho ao amin' ny efi-trano ao an-trano fitehirizan-drakitra. Fa ho ao amin' ireo efi-trano ireo no hitondran' ny Zanak' Isiraely sy ny Levita ny fanatitra asandratra, dia vary sy ranom-boaloboka ary diloilo, dia ho ao amin' ilay itoeran' ny fanaky ny fitoerana masina sy ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana sy ny mpiandry varavarana ary ny mpihira; ary tsy hahafoy ny tranon' Andriamanitsika izahay. Ny mpisorona taranak' i Aarona, hiaraka amin' ny levita, rahefa mandray ny fahafolony ny levita, ary ny ampahafolon' ny fahafolony dia haterin' ny levita ao an-tranon' Andriamanitra ao amin' ny efitrano fitehirizan-drakitra. un prêtre, fils d' Aaron, accompagnera les lévites quand ils lèveront la dîme; les lévites achemineront la dîme de la dîme vers le Temple de notre Dieu, vers les salles du Trésor;