<-
->

2Tt / 2Tan 31:19 Also of the sons of Aaron the priests, which were in the fields of the suburbs of their cities, in every several city, the men that were expressed by name, to give portions to all the males among the priests, and to all that were reckoned by genealogies among the Levites. Ary ho an' ny mpisorona, taranak' i Arona, koa, izay tany amin' ny tany manodidina ny tanànany, dia nisy olona voatonona anarana tamin' ny isan-tanàna hanome anjara ny lehilahy rehetra amin' ny mpisorona sy ny Levita rehetra voasoratra. Ary ny amin' ny taranak' i Aarona, dia ireo mpisorona nitoetra tany amin' ny faritry ny taniny, nanodidina ny tanànany, dia nisy lehilahy, isan-tanàna, voatonona anarana, hanome ny anjaran' ny lehilahy amin' ny mpisorona sy ny Levita rehetra voasoratra. Pour les prêtres, fils d' Aaron, qui se trouvaient dans les terrains de pâturage de leurs villes et dans chaque ville, il y eut des hommes inscrits nominativement pour faire les répartitions à tout mâle parmi les prêtres et à tous ceux qui étaient enregistrés parmi les lévites.