<-
->

2Tt / 2Tan 28:5 Wherefore the Lord his God delivered him into the hand of the king of Syria; and they smote him, and carried away a great multitude of them captives, and brought them to Damascus. And he was also delivered into the hand of the king of Israel, who smote him with a great slaughter. Koa dia natolotr' i Jehovah Andriamaniny ho eo an-tànan' ny mpanjakan' i Syria izy; dia namely azy ireo, ka betsaka no lasany ho babo ka nentiny tany Damaskosy. Ary natolony ho eo an-tànan' ny mpanjakan' ny Isiraely koa izy, dia namely mafy ka naharesy azy koa ireo. Natolotry ny Tompo Andriamaniny ho eo an-tanan' ny mpanjakan' i Siria izy, ka noresen' ny Siriana, dia nahazoany sambo-belona maro be nentiny nankany Damasa. Natolotra ho eo an-tanan' ny mpanjakan' Israely koa izy, ka nasiany sy nataony hoto mahitsy. Yahvé son Dieu le livra aux mains du roi des Araméens. Ceux-ci le battirent et lui enlevèrent de nombreux captifs qu' ils emmenèrent à Damas. Il fut livré aussi aux mains du roi d' Israël, qui lui infligea une lourde défaite.