<-
->

2Tt / 2Tan 26:18 And they withstood Uzziah the king, and said unto him, It appertaineth not unto thee, Uzziah, to burn incense unto the Lord, but to the priests the sons of Aaron, that are consecrated to burn incense: go out of the sanctuary; for thou hast trespassed; neither shall it be for thine honour from the Lord God. Ary nanohitra an' i Ozia mpanjaka ireo ka nanao taminy hoe: Tsy raharahanao, ry Ozia, ny handoro ditin-kazo manitra ho an' i Jehovah, fa an' ny mpisorona ihany, dia ny taranak' i Arona, izay nohamasinina handoro ditin-kazo manitra. Mialà amin' ny fitoerana masina, fa nanao izay mahadiso ianao; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitra izany. ka nanohitra an' i Oziasa mpanjaka, nanao hoe: Tsy anjaranao, ry Oziasa, ny manolotra zava-manitra ho an' ny Tompo, fa anjaran' ny mpisorona taranak' i Aarona izay voahosotra handoro zava-manitra. Mialà eo amin' ny fitoerana masina fa nanota hianao ka tsy voninahitra ho anao eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitra izany. s' opposer au roi Ozias et lui dirent : " Ce n' est pas à toi, Ozias, d' encenser Yahvé, mais aux prêtres descendants d' Aaron consacrés à cet effet. Quitte le sanctuaire, car tu as prévariqué et tu n' as plus droit à la gloire qui vient de Yahvé Dieu. "