<-
->

2Tt / 2Tan 16:6 Then Asa the king took all Judah; and they carried away the stones of Ramah, and the timber thereof, wherewith Baasha was building; and he built therewith Geba and Mizpah. Ary Asa mpanjaka namory ny Joda rehetra; ary dia nesorin' ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin' i Basa, ka nentiny nanamboatra an' i Geba sy Mizpa. Ka nalain' i Asà Jodà rehetra, dia nentin' izy ireo ny vato aman-kazo, nanorenan' i Baasà an' i Ramà, dia nanorenany an' i Gabaà sy Masfà. Alors le roi Asa amena tout Juda; on enleva les pierres et le bois avec lesquels Basha fortifiait Rama, et on s' en servit pour fortifier Géba et Miçpa.