<-
->

2Tt / 2Tan 16:3 There is a league between me and thee, as there was between my father and thy father: behold, I have sent thee silver and gold; go, break thy league with Baasha king of Israel, that he may depart from me. Misy fanekena amiko sy aminao, dia ilay tamin' ny raiko sy ny rainao; koa, indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho, ka andeha, tsoahy ny fanekenao amin' i Basa, mpanjakan' ny Isiraely, mba hialany amiko. Aoka hisy fanekem-pihavanana amiko sy aminao, toy ny tamin-drainao sy tamin' ikaky. Mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho. Ary hianao kosa, andeha tsoahy ny fanekenao amin' i Baasà, mpanjakan' Israely, mba hialany amiko. " Alliance entre moi et toi, entre mon père et ton père! Je t' envoie de l' argent et de l' or; va, romps ton alliance avec Basha, roi d' Israël, pour qu' il s'éloigne de moi! "