<-
->

2Tt / 2Tan 11:20 And after her he took Maachah the daughter of Absalom; which bare him Abijah, and Attai, and Ziza, and Shelomith. Ary nanarakaraka azy, dia nalainy koa Imaka, zanakavavin' i Absaloma, izay niteraka an' i Abia sy Atahy sy Ziza ary Selomita taminy. Manaraka an' io dia mbola naka an' i Maakà zanakavavin' i Absaloma izy, ka niteraka an' i Abià, Etaia, Zizà ary Salomita, taminy. Il épousa après elle Maaka, fille d' Absalom, qui lui enfanta Abiyya, Attaï, Ziza et Shelomit.