<-
->

1Tt / 1Tan 6:34 The son of Elkanah, the son of Jeroham, the son of Eliel, the son of Toah, Fa Arona sy ny zananilahy no nanatitra teo ambonin' ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy teo ambonin' ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, mba hanao ny raharaha rehetra ao amin' ny fitoerana masina indrindra sy hanao fanavotana ho an' ny Isiraely, araka izay rehetra nandidian' i Mosesy, mpanompon' Andriamanitra. Aarona sy ny zanany anefa no nandoro ny sorona, teo ambonin' ny otelin' ny sorona dorana, sy ny emboka, teo ambonin' ny otelin' ny zava-manitra; izy ireo no tsy maintsy nanantanteraka ny raharaha ao amin' ny fitoerana masina indrindra, sy nanao fanonerana ho an' Israely, araka izay rehetra nandidian' i Moizy, mpanompon' Andriamanitra. Aaron et ses fils faisaient fumer les offrandes sur l' autel des holocaustes et sur l' autel des parfums; ils s' occupaient exclusivement des choses très saintes et du rite d' expiation sur Israël; ils se conformaient à tout ce qu' avait ordonné Moïse, serviteur de Dieu.