<-
->

1Tt / 1Tan 23:28 Because their office was to wait on the sons of Aaron for the service of the house of the Lord, in the courts, and in the chambers, and in the purifying of all holy things, and the work of the service of the house of God; Ary ny raharahany dia ny hanampy ny taranak' i Arona amin' ny fanompoana ao an-tranon' i Jehovah amin' ireo kianja sy efi-trano tao ary amin' ny fanadiovana ny zavatra masina rehetra sy ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra, Fa ny raharahany dia ny manolo-tena hoentin' ny taranak' i Aarona, amin' ny fanompoana ao an-tranon' ny Tompo, ny amin' ny momba ny kianja aman' efitrano, ny fanadiovana ny zavatra masina, ary ny raharaha momba ny fanompoana ao an-tranon' ny Tompo; Ils sont chargés de se tenir sous les ordres des fils d' Aaron pour le service du Temple de Yahvé dans les parvis et les salles, pour la purification de chaque chose consacrée; ils font le service du Temple de Dieu.