<-
->

1Tt / 1Tan 23:13 The sons of Amram; Aaron and Moses: and Aaron was separated, that he should sanctify the most holy things, he and his sons for ever, to burn incense before the Lord, to minister unto him, and to bless in his name for ever. Ny zanakalahin' i Amrama dia Arona sy Mosesy. Ary Arona natokana ka nohamasinina ho masina indrindra, dia izy sy ny taranany mandrakizay, handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan' i Jehovah sy hanao fanompoam-pivavahana ho Azy ary hitso-drano amin' ny anarany mandrakizay. Zanakalahin' i Amrama: Aarona sy Moizy. Ary Aarona natokana hohamasinina indrindra, izy mbamin' ny taranany mandrakizay, mba hanolotra zava-manitra hanetona eo anatrehan' ny Tompo, hanao ny fanompoany ary hitso-drano ny olona amin' ny anarany mandrakizay. Fils d' Amram : Aaron et Moïse. Aaron fut mis à part pour consacrer les choses très saintes, lui et ses fils à jamais, faire fumer l' encens devant Yahvé, le servir et bénir en son nom à jamais.