<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 8:9 | So |
Dia lasa Hazaela nitsena azy sady nitondra fanomezana tamin' izay zava-tsoa rehetra any Damaskosy, dia entana entin-drameva efa-polo; ary tonga izy ka nitsangana teo anatrehany ary nanao hoe: Beni-hadada zanakao, mpanjakan' i Syria, no naniraka ahy ho atý aminao hanontany hoe: Ho sitrana ihany va aho amin' izao aretiko izao? | Nandeha nitsena azy Hazaela ary nentiny niaraka taminy hatao fanatitra ho azy izay zava-tsoa indrindra tao Damasa, dia entan-drameva efapolo. Nony tonga izy, dia niseho teo anatrehany, nanao hoe: Irahin' i Benhadada mpanjakan' i Siria zanakao aho, hiteny hoe: Ho velona aorian' ity aretina ity ihany va aho? |