<-
->

2Mp 25:5 And the army of the Chaldees pursued after the king, and overtook him in the plains of Jericho: and all his army were scattered from him. Ary ny miaramilan' ny Kaldeana nanenjika ny mpanjaka ka nahatratra azy teny amin' ny tani-hay any Jeriko; dia nipariaka nandao azy ny miaramilany rehetra. Nenjehin' ny tafiky ny Kaldeana ny mpanjaka, ka trany teo an-tany lemak' i Jerikao; dia niparitaka lavitra azy ny tafiny rehetra. Les troupes chaldéennes poursuivirent le roi et l' atteignirent dans les plaines de Jéricho, où tous ses soldats se dispersèrent loin de lui.