<-
->

2Mp 25:26 And all the people, both small and great, and the captains of the armies, arose, and came to Egypt: for they were afraid of the Chaldees. Ary niainga ny olona rehetra, na kely na lehibe, mbamin' ny komandin' ny miaramila, nankany Egypta, fa natahotra ny Kaldeana izy. Ka ny vahoaka rehetra, hatramin' ny kely indrindra ka hatramin' ny lehibe indrindra, mbamin' ireo lehiben' ny isan-toko-miaramila, dia niainga ka lasa nitsoaka nankany Ejipta fa natahotra ny Kaldeana. Alors tout le peuple, du plus petit au plus grand, et les chefs des troupes partirent et allèrent en Egypte, parce qu' ils eurent peur des Chaldéens.