<-
->

2Mp 25:25 But it came to pass in the seventh month, that Ishmael the son of Nethaniah, the son of Elishama, of the seed royal, came, and ten men with him, and smote Gedaliah, that he died, and the Jews and the Chaldees that were with him at Mizpah. Ary tamin' ny volana fahafito, dia avy Isimaela, zanak' i Netania, zanak' i Elisama, isan' ny fianakavian' ny mpanjaka, mbamin' ny olona folo lahy koa ka namely an' i Gedalia, dia nahafaty azy sy ny Jiosy ary ny Kaldeana izay tao aminy tany Mizpa. Kanjo nony tamin' ny volana fahafito, tonga Nataniasa zanak' i Elisama, isam-pianakavian' ny mpanjaka, nomban' olona folo lahy, ka namono nahafaty an' i Godoliasa mbamin' ireo Jody sy Kaldeana teo aminy tany Masfà. Mais, au septième mois, Yishmaèl fils de Netanya fils d' Elishama, qui était de race royale, et dix hommes avec lui, vinrent frapper à mort Godolias, ainsi que les Judéens et les Chaldéens qui étaient avec lui à Miçpa.