<-
->

2Mp 25:13 And the pillars of brass that were in the house of the Lord, and the bases, and the brasen sea that was in the house of the Lord, did the Chaldees break in pieces, and carried the brass of them to Babylon. Ary ireo andry varahina teo an-tranon' i Jehovah sy ny fitoeran-tavin-drano sy ny tavin-drano varahina lehibe izay teo an-tranon' i Jehovah dia notorotoroin' ny Kaldeana, ka nentiny ho any Babylona ny varahina. Nopotehin' ny Kaldeana ny andry varahina izay tao an-tranon' ny Tompo, mbamin' ny fanambanim-piteran-drano ary ny ranomasina varahina izay tao an-tranon' ny Tompo, ka nentiny ho any Babilona ny varahina. Les Chaldéens brisèrent les colonnes de bronze du Temple de Yahvé, les bases roulantes et la Mer de bronze qui étaient dans le Temple de Yahvé, et ils en emportèrent le bronze à Babylone.