<-
->

2Mp 25:10 And all the army of the Chaldees, that were with the captain of the guard, brake down the walls of Jerusalem round about. Ary ny manda manodidina an' i Jerosalema dia noravan' ny miaramilan' ny Kaldeana rehetra, izay nanaraka ny lehiben' ny mpiambina. Ary noravan' ny tafiky ny Kaldeana rehetra izay niaraka tamin' ny kapitenin' ny mpiambina, ny manda mamaritra manodidina an' i Jerosalema. Les troupes chaldéennes qui étaient avec le commandant de la garde abattirent les remparts qui entouraient Jérusalem.