<-
->

2Mp 14:28 Now the rest of the acts of Jeroboam, and all that he did, and his might, how he warred, and how he recovered Damascus, and Hamath, which belonged to Judah, for Israel, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel? Ary ny tantaran' i Jeroboama sisa mbamin' izay nataony sy ny hery izay niadiany ary ny nampodiany an' i Damaskosy sy Hamata, izay an' ny Joda fahiny, ho an' ny Isiraely, tsy efa voasoratra ao amin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Jeroboama izay rehetra nataony, ny herim-po nasehony, ny niadiany sy nampodiany an' i Damasa sy Emata izay an' i Jodà taloha, mba ho an' Israely, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? Le reste de l' histoire de Jéroboam, tout ce qu' il a fait et ses exploits, comment il guerroya et comment il fit revenir Damas et Hamat à Juda et à Israël, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois d' Israël?