<-
->

1Mp 4:12 Baana the son of Ahilud; to him pertained Taanach and Megiddo, and all Bethshean, which is by Zartanah beneath Jezreel, from Bethshean to Abelmeholah, even unto the place that is beyond Jokneam: Bana, zanak' i Ahiloda; azy Tanaka sy Megido ary Beti-sana rehetra, izay anilan' i Zaretana, ambanin' i Jezirela, hatrany Beti-sana ka hatrany Abela-mehola, dia hatrany ankoatr' i Jokneama no azy. Banà, zanak' i Ahiloda: azy avokoa Tanàka sy Magedao ary Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna, ka hatrany Abelmeholà, hatrany ambadik' i Jekimaana; Baana fils d' Ahilud, à Tanak et Megiddo jusqu' au-delà de Yoqméam, et tout Bet-Sheân au-dessous de Yizréel, depuis Bet-Sheân jusqu'à Abel-Mehola, qui est vers Çartân.