<-
->

1Mp 21:22 And will make thine house like the house of Jeroboam the son of Nebat, and like the house of Baasha the son of Ahijah, for the provocation wherewith thou hast provoked me to anger, and made Israel to sin. Ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak' i Jeroboama, zanak' i Nebata, sy tahaka ny taranak' i Basa, zanak' i Ahia, noho ny nampirehetanao ny fahatezerako sy ny nampanotanao ny Isiraely. ka dia hampanahafiko ny tranon' i Jeroboama zanak' i Nabata sy ny tranon' i Ahiasa, ny tranonao, satria nihaika ahy hitezitra hianao, sady nampanota an' Israely. Je traiterai ta maison comme celle de Jéroboam fils de Nebat et celle de Basha fils d' Ahiyya, car tu as provoqué ma colère et fait pécher Israël.