<-
->

1Mp 15:21 And it came to pass, when Baasha heard thereof, that he left off building of Ramah, and dwelt in Tirzah. Ary rehefa ren' i Basa izany, dia nitsahatra tsy nanamboatra an' i Rama intsony izy sady nitoetra tao Tirza. Nony nandre izany Baasà, dia nitsahatra tsy nanorina an' i Ramà, fa nitoetra tao Tersa izy. Quand Basha l' apprit, il arrêta les travaux à Rama et retourna à Tirça.