<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 14:31 | And |
Ary Rehoboama lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy. | Ary nodimandry any amin' ny razany Roboama, ka nalevina tao akaikin' ny razany tao an-tanànan' i Davida. Ny anaran-dreniny dia Naamà Amonita, ary Abiama zanany lahy no nanjaka nandimby azy. |