<-
->

2Sm / 2Sam 4:5 And the sons of Rimmon the Beerothite, Rechab and Baanah, went, and came about the heat of the day to the house of Ishbosheth, who lay on a bed at noon. Ary Rekaba sy Bana, zanak' i Rimona Berotita, nandeha; ka rehefa nafana ny andro, dia tonga tao an-tranon' Isboseta, tamin' ilay izy nandriandry tamin' ny antoandro iny. Ary tonga Rekaba sy Baanà zanak' i Remona avy any Berota, ka nony tamin' ilay andro nigaingaina iny indrindra, dia niditra tao an-tranon' Isboseta izay nandrinandry niala sasatra tamin' ny misasaka andro. Les fils de Rimmôn de Béérot, Rékab et Baana, s'étant mis en route, arrivèrent à l' heure la plus chaude du jour à la maison d' Ishbaal, quand celui-ci faisait la sieste.