<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 4:2 | And |
Ary nisy roa lahy, lehiben' ny mpitohan' ny zanakalahin' i Saoly, Bana no anaran' ny iray, ary Rekaba no anaran' ny iray, samy zanak' i Rimona Berotita tamin' ny taranak' i Benjamina (fa Berota koa natao ho isan' ny an' i Benjamina; | Roa no lehiben' ny antokon' olon' ny zanakalahin' i Saola, dia Baanà ny anankiray, ary Rekaba ny anankiray, samy zanak' i Remona avy ao Berota amin' ny taranak' i Benjamina. Fa natao isan' i Benjamina koa Berota, | Or le fils de |