<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 6:4 | There were giants in the earth in those days; and also after that, when the sons of |
Ny Nefilima nitoetra tambonin' ny tany tamin' izany andro izany, sy taorian' izany koa, raha nivady tamin' ny zanakavavin' ny olona ny zanak' Andriamanitra, ka niterahany; ireo no ilay olo-mahery hatrizay ela izay, dia ny lehilahy nanan-daza. | Ary tamin' izany andro izany dia nisy ny rapeton' olona teto ambonin' ny tany, dia rahefa nankamin' ny zanakavavin' ny olombelona ny zanak' Andriamanitra, sy efa nahary zaza taminy. Ary ireny no olo-mahery nalaza hatrizay ela izay. | Les |