<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 33:5 | And he lifted up his eyes, and saw the women and the children; and said, Who are those with thee? And he said, The children which |
Ary Esao nanopy ny masony ka nahita ny zaza amim-behivavy; dia hoy izy: Iza moa ireto miaraka aminao ireto? Ary hoy kosa Jakoba: Ny zaza izay nomen' Andriamanitra ny mpanomponao noho ny fahasoavany. | Nony nanopy ny masony Esao, ka nahita ireto zaza amam-behivavy dia nanao hoe: Iza avy ireto miaraka aminao? Ary hoy Jakoba: Ireo no zaza nomen' Andriamanitra ny mpanomponao. | Lorsqu' il leva les yeux et qu' il vit les femmes et les enfants, il demanda : Qui sont ceux que tu as là ? |