<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 32:10 | I am not worthy of the least of all the mercies, and of all the truth, which thou hast shewed unto thy servant; for with my staff I passed over this |
Ary hoy Jakoba: E Andriamanitr' i Abrahama raiko, sady Andriamanitr' Isaka raiko, dia Jehovah Izay efa nanao tamiko hoe: Modia any amin' ny taninao sy any amin' ny havanao dia hanao soa aminao Aho; | Kely tsinontsinona aho, ka tsy mendrika ny fahasoavana amam-pahamarinana rehetra nataonao tamin' ny mpanomponao, fa ny tehiko ihany no taty amiko no nita ity Jordany ity aho; nefa indro efa tonga antokon' olona roa aho ankehitriny. |