<-
->

Gen / Jen 31:50 If thou shalt afflict my daughters, or if thou shalt take other wives beside my daughters, no man is with us; see, God is witness betwixt me and thee. Raha tahìny hampahory ny zanako-vavy ianao, na hanambady afa-tsy ireo zanako-vavy ireo ihany, tsy misy olona eto amintsika, fa, indro, Andriamanitra no ho vavolombelona amintsika. Raha ratsy fitondra ny zanako hianao, na maka vady hafa hirafy amin' ny zanako, tsy misy olombelona hanelanelana antsika; nefa tandremo fa Andriamanitra no ho vavolombelona amiko sy aminao. Si tu maltraites mes filles ou si tu prends d' autres femmes en sus de mes filles, et que personne ne soit avec nous, vois : Dieu est témoin entre moi et toi.