<-
->

Gen / Jen 31:16 For all the riches which God hath taken from our father, that is ours, and our children' s: now then, whatsoever God hath said unto thee, do. Fa ny harena rehetra izay nalain' Andriamanitra tamin' ny rainay, dia anay sy an' ny zanakay izany; koa ankehitriny, izay rehetra nolazain' Andriamanitra taminao dia ataovy. Tsy izany ihany koa, fa ny harena rehetra nalain' Andriamanitra tamin-drainay, dia azonay, izahay sy ny zanakay. Koa ankehitriny, ataovy izay nandidian' Andriamanitra anao. Oui, toute la richesse que Dieu a retirée à notre père est à nous et à nos enfants. Fais donc maintenant tout ce que Dieu t' a dit.