<-
->

Gen / Jen 27:27 And he came near, and kissed him: and he smelled the smell of his raiment, and blessed him, and said, See, the smell of my son is as the smell of a field which the Lord hath blessed: Dia nanatona izy ka nanoroka azy; ary Isaka nandre ny fofon' ny fitafiany, dia nitso-drano azy ka nanao hoe: E! ny fofon' ny zanako. Dia tahaka ny fofon' ny saha izay notahin' i Jehovah. Dia nanatona Jakoba ka nanoroka azy; ary nandre ny hanitry ny fitafiny Isaaka, ka nitso-drano azy, nanao hoe: Eny, ny hanitry ny zanako, dia tahaka ny hanitry ny saha voatso-dranon' ny Tompo. Il s' approcha et embrassa son père, qui respira l' odeur de ses vêtements. Il le bénit ainsi : Oui, l' odeur de mon fils est comme l' odeur d' un champ fertile que Yahvé a béni.