<-
->

Gen / Jen 27:20 And Isaac said unto his son, How is it that thou hast found it so quickly, my son? And he said, Because the Lord thy God brought it to me. Ary hoy Isaka tamin' ny zanany: Nanao ahoana, anaka, no dia nalaky nahazo toy izany ianao? Ary hoy izy: Satria Jehovah Andriamanitrao no nampahazo ahy. Fa hoy Isaaka tamin-janany: Ahoana no dia nahazoanao faingana toy izany, anaka? Ka hoy Jakoba: Iaveh Andriamanitrao no nahatonga azy teo anoloako. Isaac dit à son fils Jacob : Comme tu as trouvé vite, mon fils ! - C' est, répondit-il, que Yahvé ton Dieu m' a été propice.