<-
->

Gen / Jen 26:28 And they said, We saw certainly that the Lord was with thee: and we said, Let there be now an oath betwixt us, even betwixt us and thee, and let us make a covenant with thee; Ary hoy izy ireo: Efa hitanay marimarina fa momba anao Jehovah, ka dia hoy izahay: Aoka samy hanao fianianana isika, dia izahay sy ianao, ary aoka izahay hanao fanekena aminao, Ary hoy iretsy: Efa hitanay miharihary fa momba anao Iaveh, ka hoy izahay: Aoka samy hanao fianianana isika, dia izahay sy hianao; ka hanao fanekem-pihavanana aminao izahay. Ils répondirent : Nous avons eu l'évidence que Yahvé était avec toi et nous avons dit : Qu' il y ait un serment entre nous et toi et concluons une alliance avec toi :