<-
->

Gen / Jen 26:24 And the Lord appeared unto him the same night, and said, I am the God of Abraham thy father: fear not, for I am with thee, and will bless thee, and multiply thy seed for my servant Abraham' s sake. Ary Jehovah niseho taminy tamin' iny alina iny ka nanao hoe: Izaho no Andriamanitr' i Abrahama rainao; aza matahotra, fa momba anao Aho ka hitahy anao sy hahamaro ny taranakao noho ny amin' i Abrahama mpanompoko. Ary niseho taminy Iaveh ny alin' izay ka nanao hoe: Izaho no Andriamanitr' i Abrahama, rainao, aza matahotra fa momba anao aho; ka hanisy soa anao ka hahamaro ny taranakao, noho ny amin' i Abrahama mpanompoko. Yahvé lui apparut cette nuit-là et dit : Je suis le Dieu de ton père Abraham. Ne crains rien, car je suis avec toi. Je te bénirai, je multiplierai ta postérité, en considération de mon serviteur Abraham.