<-
->

Gen / Jen 26:2 And the Lord appeared unto him, and said, Go not down into Egypt; dwell in the land which I shall tell thee of: Ary Jehovah niseho taminy ka nanao hoe: Aza midina any Egypta ianao; mitoera eo amin' ny tany izay holazaiko aminao. Ary Iaveh niseho taminy, ka nanao hoe: Aza midina any Ejipta, fa mitoera amin' ny tany izay holazaiko aminao. Yahvé lui apparut et dit : Ne descends pas en Égypte; demeure au pays que je te dirai.